Politique

PM Ntsay Christian “Ny filoha no tompon`ny teny farany”


  • Zoma 17 Janoary 2020

Maro ny mpanara-baovao miandry amin`izay mety ho firafitry ny mpikambana eo anivon`ny governemanta.

 

 

 Araka ny fantatra dia tsy maintsy hanao tomban`ezaka amin`izay asa vita ireo mpikambana eo anivon`ny governemanta ny filoham-pirenena. Mahakasika io tombana io indrindra dia nanambara ny praiminisitra Ntsay Christian fa anjaran`ny filoha no mitsara ny asa vita sy izay tsy vita. Namamafy moa izy fa niasa araka tokony ho izy ny tenany amin`ny maha lehiben`ny governemanta azy. Miankina kosa amin`ny fanatrarana ny tanjona napetraka ny fitazonana azy ireo, hoy hatrany ny fanazavana.

 

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT