Politique

Pejy facebook 24h Mada Tsy hamoaka vaovao intsony


  • Talata 05 Novambra 2019

“Noho ny olana ara-teknika misy eto amin’ny pejy dia tsy hisy ny famoahana ny vaovao eto amin’ny pejy 24h Mada mandritra ny fotoana tsy voafetra. Ialana tsiny indrindra amin’ny mpanaraka ».

 

 

Io no fehezanteny hany hita teo amin’ny rindrin’ny gazety an-tambajotra 24h Mada omaly. Fanambarana izay mampametra-panontaniana ihany satria dia mahagaga ny maheno izany hoe gazety “en ligne” dia hisy olana eo amin’ny lafiny pejy. Indrindra fa mifanandrify amin’ny fanombohan’ny propagandy ilay fanapahan-kevitra. Fa inona no nitranga ? Olana ara-teknika marina ve, olana ara-bola ve, sa olana ara-politika .Tsara ny manamarika fa akaikin’ny vondron’orinasa RLM Communication an’i Mbola Joseph Rajaonah  izay mbola migadra any am-ponja ny 24h Mada.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT