Politique

Orimbato “Avereno amin’ny nanome azy ny fahefana rehefa tsy vita !”


  • Zoma 26 Aogositra 2011


 Fikambanana ivondronan’ireo Andriana manerana ny Nosy ny Orimbato. Manoloana ny krizy eto amin’ny firenena dia anisan’ny vahaolana heverin’ity fikambanana ity hivoahana amin’izao krizy izao ny fampiharana izay tapaka tany Sandton. Iny no eken’ny besinimaro, hoy ny Orimbato. Tsy tokony hiziriziry ihany koa ny mpitondra amin’izao fotoana izao, raha ny fanazavana fa rehefa tena tsy vitan’izy ireo dia tokony haveriny any amin’ireo izay nanome azy ny fahefana. Efa tena latsaka an-katerena tanteraka ny firenena, hoy ihany ny Orimbato ka izay lalan-kivoahana haingana no tokony himasoana.

 

Nangonin’i Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT