Politique

Nosy eparsa Misy 500 miliara dolara miotrika


  • Alarobia 30 Novambra 2016

Maherin’ny 500 miliara dolara USD ny totaliben’ireo harena miotrika ao amin’ireo nosy manodidina antsika na ny nosy eparsa, raha ny fampitam-baovao azo avy amin’ny fiombonamben’ny ampanjaka izay mitaky ny famerenana ireo nosy manodidina antsika.

 

 Tafiditra ao anatin’izany ny solika sy etona isan-karazany ary akora metaly. Heverin’ireto fiombonambe ireto fa antony lehibe tokony hitakiana tsy misy fepetra ny famerenana ireo nosy manodidina ireo amin’ny Malagasy ny fisian’io harembe miotrika io.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT