Politique

Norbert LaLa Ratsirahonana Nentina tamin’ny seza misy kodiarana


  • Talata 20 Martsa 2012


Lasa tampoka tany La Réunion noho ny antony ara-pahasalamana ny mpikambana ao amin’ny Fahefana avon’ny tetezamita sady mpanolotsaina manokan’i Andry Rajoelina, Norbert LaLa Ratsirahonana, ny alin’ny zoma hifoha ny sabotsy 17 martsa lasa teo. Tsy nambara hatreto ny fototr’aretina ka voatery nandefasana azy maika tany. Omaly alatsinainy 19 martsa, tamin’ny fiandohan’ny tolakandro, no nigadona teny amin’ny seranam-piamanidina Ivato ny tenany. Ary ny nanaitra dia ny nahitana azy teo ambonin’ireny seza misy kodiarana ireny, midika io fa tsy maivana ny fahavoazany. Na izany aza dia niezaka nitsangana avy eo ambonin’ilay fitaovana izy, ary nandeha nikodaika.

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT