Politique

Mpiasam-panjakana ambony–faritra Sofia Mandihy tsy afa-tavony


  • Talata 12 Aprily 2016

Tsy niandry ela ireo mpiasam-panjakana ambony any amin’ny Faritra Sofia fa naneho ny hafaliany tamin’ny mpanao gazety omaly noho ny nanendren’ny filoham-pirenena ny minisitry ny atitany teo aloha Solonandrasana Mahafaly Olivier ho lasa praiminisitra lehiben’ny governemanta.

 

 Nisaotra ny filoham-pirenena izy ireo sady niarahaba ny praiminisitra vaovao ihany koa mba hahaleo hahalasana amin’ny adidy makadiry hiandraiketany. Tsy araka ny nanampoizin’ny maro ity praiminisitra vaovao ity. Anarana hafa mihitsy no nandrasanay, hoy ny rehetra, fa tsy anarana efa mahazatra sady mpanindraindra ny fitondrana HVM tahaka izao. Io no efa voatendry, hoy ny olom-pirenena  tsotra koa andrasana izay mba fahaizany sy fahafezany ity andraikitra mankadiry ity. Ho hitantsika eo ny tohiny !

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT