Politique

Mpandala ny ara-dalŕna Tsy miala amin’ny sori-dalana ny SADC


  • Zoma 17 Aogositra 2012

Mazava ny foto-kevitra ijoroan’ny SADC amin’ny famahana ny krizy eto amintsika dia ny fampiharana an-tsakany sy an-davany ny sori-dalana.

 Izany dia midika, hoy Ralaiseheno Guy Maxime fa nampanantsoina fa tsy nasaina akory i Andry Rajoelina sy ny delegasiona miara-dia aminy. Nampanantsoina hilazana fa Ravalomanana dia tsy maintsy mody ary hilatsaka hofidiana, araka ny fanazavany. Manoloana izany dia tsy matoky an-dRajoelina intsony ny miaramilany ka hany herin’izy ireo dia nanara-dia ary nitolo-batana fa mpomba ny filohan’ny FAT izy ireo. Na inona manko resahina na inona, hoy ihany Ralaiseheno Guy Maxime dia miaramilan-dRajoelina ireny niaraka aminy ireny izay ahitana mpamoritra hetsi-bahoaka, mpanao politika.

Nambarany fa ny miaramila dia mampihatra izay tapaky ny mpanao politika fa tsy andraikitr’izy ireo ny manao politika. Tetsy andanin’izany dia nambaran’i Manoela Ralaimampisainarinony fa hikorontana i Madagasikara raha tsy tonga eto i Marc Ravalomanana. Anisan’ny fanontaniana napetrany koa ny momba ny fanofana fiaramanidina manokana ataon’ny filohan’ny FAT izay tsy misy mangarahara mihitsy. 

Nangonin’i Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovĂ na ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT