Politique

Mpanao politika teny amin’ny Panorama Tsy nisy navela hiteny


  • Alakamisy 28 Jolay 2016

Azo lazaina hoe sambasamba teo amin’ny tantaran’ny politika teto Madagasikara no nahitana dinika politika ka nanotrona fotsiny ny mpanao politika fa tsy nandray fitenenana

. Io moa no fanapahan-kevitra noraisin’ireo mivondrona ao anatin’ilay hetsika Dinika ho fanavotam-pirenena, omaly, raha nisantatra ity dinika ity tetsy amin’ny hotely Panorama. Hetsika 3  heverina fa anisan’ny matanjaka amin’izao fotoana moa no mandrafitra ity dinika ity saingy tsy nampidirina tao ny mpanao politika mba ialana amin’ny fiheverana fa misy ambadika politika ny hetsika, araka ny fanazavana azo teny an-toerana. Nihaino ny drafitr’ireo vondrona sendikaly sy ny hetsiky ny mpanao gazety ary ny fiaraha-mientan’ny kristianina fotsiny, araka izany, ireo mpanao politika maro be tonga teny an-toerana fa tsy nisy niteny. Ny fanambarana izay niseho teny an-toerana anefa dia tena fanambarana politika satria dia sady niantefa tamin’ny filoham-pirenena no mahakasika ny vahoaka sy ny ankamaroan’ny mpitondra eto amintsika.

Mirija   

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT