Politique

Ministeran’ny mponina Hotantanan’ny fianakaviana Ramaroson ?


  • Zoma 18 Novambra 2011


Taorian’ny fihaonan’ny praiminisitra Omer Beriziky sy ireo mpitarika ny mpanohitra, teny amin’ny “Villa La Franchise” misy ny trano fonenan’ny profesora Zafy Albert no nandrenesana io vaovao io omaly. Nilaza ihany koa Atoa Mamy Rakotoarivelo, lehiben’ny delegasiona Ravalomanana, araka ny tatitra tonga any aminy, fa dia homena hotantanan’ny Ankolafy Ravalomanana ny ministeran’ny mponina sy ny raharaha sosialy io, na tsy nanolotra olona ho amin’izany aza ity Ankolafy ity. Sao mba tetika hampiadiana anay izany, hoy i Mamy Rakotoarivelo, nametra-panontaniana.

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT