Politique

Me ÔLala “Tsy tokony hampiana-dratsy vahoaka ny olom-panjakana”


  • Zoma 25 Aprily 2014

Raha nanizingizina aho tany aloha fa olona mivoaka amin’ny sekoly ambony fianarana fitantanan-draharaham-panjakana no tokony ho filoham-pirenena, hoy i Me ÔLala mpisolovava, dia tsoahiko izany hevitro izany rehefa naheno ny fianianana nataon’ny filoha Rajaonarimampianina teny Mahamasina tamin’ny fametrahana azy tamin’ny toerany aho.

 Fanamby goavana mantsy, hoy izy, ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana nampanantenainy sy ny fanaovana fanjakana tan-dalàna. Raha ny resaka ady tany miseho etsy Nanisana indray dia mba hiraisako feo amin’ireo mpanao politika tonga eny an-toerana ny fitserana ireo rava trano amin’ny maha olombelona fa mijanona eo izay satria tsy ankasitrahako raha mpanao politika manampahefana eto amin’ny firenena no hampianatra ny vahoaka hangalatra ka hanizingizina fa azo hakana “souscription acquisitive” ny tanim-panjakana nefa dia natokana ho an’ny tanin’olon-tsotra izany ary tena efa mipetraka sy manajary ny tany aman-taonany maro ny tompony. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT