Politique

Marc Ravalomanana Miantso firaisankina amin’ny fahatongavany


  • Talata 17 Janoary 2012

Ny filoha Ravalomanana ihany no hanome ny fotoana hahatongavany an-tanindrazana.

 Nambarany fa tsy ho ela intsony izany raha niditra mivantana tamin’ny lanonana fifampiarahabana noho ny taona vaovao izay notontosain’ny fikambanana Vondron’Olon-tsotra sy ny Fikambanana Malagasy ProRavalomanana teny amin’ny 67 ha ny tenany omaly. Manentana ny vahoaka hitsena azy koa ity filoha teo aloha ity. Mbola naveriny indray tamin’io fotoana io koa fa tsy ho azo izany fankatoavana izany raha tsy tafaverina eto an-toerana izy. Ny fikambanana Vondron’Olon-tsotra kosa raha nanao jery todika ny zava-bita dia nanambara fa efa madiva hifarana ny tolona. Tanjona imatimatesan’izy ireo izay anaovany fitetezam-paritra ny famerenana ny filoha Ravalomanana sy ny fanafahana ny firenena.
Yves

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT