Marc Ravalomanana

> “Resintsika amin’ny fifidianana ny mpanongam-panjakana”


  • Alatsinainy 23 Septambra 2013


“Aoka izay ny fieritreretana fa asa izao !”, hoy Atoa Marc Ravalomanana tamin’ireo mpiaradia aminy ny faran’ny herinandro teo. Zava-dehibe ny fanohanantsika ny kandida Jean Louis Robinson, hoy izy. Handray anjara amin’ny fifidianana ny torimarik’i Dada, ho porofo ho an’izao tontolo izao fa tsy matahotra fifidianana ny ankolafy Ravalomanana. Aza matahotra ianareo fa tsy maintsy mandresy isika, hoy i Dada. Matokia ahy ianareo fa resintsika amin’ny fifidianana ny mpanongam-panjakana. Hody aho hoy i Dada, i Neny rahateo efa any.

RHR

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT