Politique

Magro Behoririka Miantso ny Troďka handray andraikitra


  • Talata 30 Aogositra 2011


“Efa mahantra loatra ny vahoaka ry Troika ka raiso ny andraikitrareo, tanteraho ilay tapaka tany Sandton ary sazio ireo miziriziry”, hoy ny depiote Mamitiana Ravelonanosy tao amin’ny Magro Behoririka omaly. Ohatra ny efa miseho daholo ny “indice extreme” rehetra, hoy ny Pasitera Edourd Tsarahame, nanohy izay. Tamin’ny Afrobasket no ohatra voalohany, hoy izy. Misy mpitondra ve eto sa matahotra “indice extreme” ? Tantely amam-bahona ny fiainana nefa mbola misy mikiry mivory sy misakafo be eny Ivato. Nanohy izany i Ignace tamin’ny hoe : “hay ve ny manongam-panjakana ka matahotra haongana e !”. Izy ihany no namaly fa “tsy hanongana izahay, satria tsy fanjakana io fa hanala kosa satria izany no hahazoana fankatoavana iraisam-pirenena”. Mikasika ny famoriana ireo vondrona politika ataon’ny Raiamandreny Mijoro eny Ivato indray dia tsotra ny teny re tao amin’ny Magro dia ny hoe, aleo ho hitan’ny zafiny eo !

Manohy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT