Tokony ho fitakiana ao anatin’ny tsy fanimbana fotodrafitrasa no ataon’ny mpianatry ny Oniversite mitaky ny zony, hoy Ralaiamampisainarinony
Manoela tetsy amin’ny Magro Behoririka. Aza haverina, hoy izy, ny fahadisoan-dRajoelina ary aza ananana havana ny fitondrana. Hanamafy ny fitondranao tsy misy mpitia ry filoha Hery Rajaonarimampianina ny mpomba an-dRavalomanana raha mampody an’i Dada ianao. Aza manao mafy fo toa an’i Farao, nanakana ny zanak’Israely. Efa akaiky ity ny 02 aogositra fotoana any Karamalaza. Tsy nanao ratsy taminao i Marc Ravalomanana fa fitiavana aza no natolony. Nitaky ny amoahana ireo haino aman-jery nakatona efa ho 6 taona ny Ankolafy Ravalomanana ary nahafoy fitaovana aza Ravalomanana ho an’ny TVM sy RNM. Rehefa tsy ianareo no manao trafika bolabola dia avoahay ny anarana.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.