Politique

Lisi-pifidianana Hohalavaina 20 andro ny fe-potoana hanamarinana anarana


  • Alarobia 19 Febroary 2020

Ny 01 desambra 2019 no nisokatra ny lisi-pifidianana ka ny 15 febroary lasa teo no fe-potoana farany hanamarinana izany.

 

 

 

 Ny 28 febroary izao kosa no voafaritra fa hohamarinina vonjimaika ny lisitra. Nohalavaina ho 20 andro indray io fe-potoana io noho ny fahitana fa ambany dia ambany ny taham-pahavitrin`ireo olom-pirenena nanamarina sy nisoratra anarana. Araka izany, haverina eo aniivon` ny fokontany ny lisitra manomboka ny 05 martsa izao. Azo raisina ho tombony io fanalavana fe-potoana io. Mila hamafisina ny fanentanana sy fanabeazana olo-pirenena vanona mba tsy hiandry fotoana farany.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT