Politique

Les As Tsy misy olana ny fodian-dRavalomanana !


  • Alakamisy 25 Aogositra 2011

Ela ny ela, nivadika ny rasa ! Tsy manisy olana amin’ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana Marc ry zareo ao amin’ny Les As izay tarihan’i Voninahitsy Jean Eugène raha ny nambarany.

 «Raha io no hahavitàna ny sonian’ny tondrozotra sy hamaha ny olana eto amin’ny firenena dia aleo ekena fa efa mitarazoka loatra ny krizy», hoy izy tamin’ny feo hentitra dia hentitra. Efa «maro rahateo ny raha tsy mandeha eto» hoy ihany ny filazany, no tsy mety ny fomba mahazatra toy ny miala an’Ankatso dia Ambohidempona. Tsy nangataka ny hanaovana azy ho fitaovana sy horahonana ny Les AS hoy ihany ny voalazan’i Voninahitsy, satria tsy maintsy manitsy rehefa misy tsy mety. Araka ny fanazavany mantsy dia miainga any ny ramatahora ankehitriny ny amin’ny hanalana ny mpikambana ao amin’ny goverenemantan’ireo izay mitabataba manitsy izay tsy rariny sy tsy mety ataon’ny fitondrana tetezamita.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT