Politique

Kolo Roland Mila mifamela Ravalomanana sy Rajoelina


  • Alarobia 08 Febroary 2012


 Tsotra sady hentitra ny teny nataon’ny loholona Arema teo aloha Kolo Roland raha nanontaniana ny amin’ny toe-draharaha eto amin’ny firenena ankehitriny izy : “tsy misy afa-tsy ny fifamelan’ny roa tonta, Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina, ihany no hany vahaolana hivahan’ny krizy eto amintsika”. Aorian’izay vao tokony hiditra an-tsehatra ny Profesora Zafy Albert sy ny Amiraly Didier Ratsiraka, hoy izy. Raha ny fangatahana etsy sy eroa miantso an’ireo raiamandreny ara-panahy sy ireo Tangalamena sy Ampanjaka toa azy hiditra an-tsehatra amin’ny fanelanelanana dia nambaran’i Kolo Roland fa efa be izay natao izay fa tsy mbola nisy vokany hatreto ka izay no nanamafisany fa ny fifamelan’ny roa tonta ihany no izy.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT