Politique

Kaominina Antananarivo Renivohitra Miezaka mamerina ny fananany


  • Alakamisy 21 Aprily 2016

Miroso amin’ny famerenana ho eo aminy ireo fananany teny am-pelatanan’ireo mpiasa taloha teo anivon’ny Fiadiadiana ny tanànan’Antananarivo ny mpitantana ankehitriny, tarihin’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana.

 

 Tafiditra ao anatin’izany na tany na trano na fiara. Ny talata 19 aprily teo dia fiara iray tsy mataho-dalana, nampiasain’ny mpiasa iray teo aloha tao amin’ny Fiadiadiana ny tanànan’Antananarivo efa hatramin’ny andron’ny tetezamita no tafaverina eo nivon’ny CUA. Teny Anosy teny no nahitana ny fiara, ary dia niaraka tamin’izay ny hetsika famerenana azy any amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. “Hitohy ny hetsika satria mbola misy fananana fihinin’ny olona tsy manana andraikitra akory eo anivon’ny tanànan’Antananarivo any”, hoy ny tompon’andraikitra iray sendra anay.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT