Kandida filoham-pirenena nisy nitory

> Hodinihana anio ny antontan-taratasin’adiny


  • Alatsinainy 07 Oktobra 2013


Noho ny fifampidinihan’ireo mpitsara dia anio alatsinainy no hiakatra eo anivon’ny mpitsara mpandiniha ara-keloka (Chambre d’accusation) ao amin’ny Fitsarana ambony ao Toamasina, ny antontan-taratasin’adina kandida ho filoham-pirenena iray, izay misy mpanenjika tamin’ny nahafaty ny minisitry ny mponina teo aloha Nadine Ramaroson tao Soanierana Ivongo. “Sarotra ny raharaha satria kandida no henjehina noho ny fitorian’olona, na tsy mbola kandida aza ny tenany tamin’ny fotoana nipetrahan’ny fitoriana. Mitady ny marina sy ny rariny ary izay meloka ka tokony hosaziana no asan’ny fitsarana, ka tsy maintsy hatrehina izany”. Izay no nambarana mpitsara iray milaza ny tsy hanononana ny anarany. Na izany aza, nohamafisiny fa efa tsara ambina ireo antontan-taratasin’ady ireo mba hialana amin’izay mety zavatra hitranga amin’ireo mety hanana eritreritra ratsy.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT