Politique

Jeneraly Ravelonarivo Jean Voafidin’ny Kongresin’ny antoko ABA ho filohany


  • Alatsinainy 03 Febroary 2020

Nanatanteraka kongresy tsy ara-potoana tetsy amin’ny Big Bang Behoririka tamin’ny zoma faha-31 janoary teo ny antoko politika ABA “Antokom-Bahoaka Malagasy”

 

 

 

nentina nanitsiana ny andininy vitsivitsy tamin’ny sata ijoaroan’ity antoko ity sy ny fitsipika anatiny mifehy azy ary koa nanavaozana an’ireo mpitantana ny birao mpanatanteraka ofisialin’ny antoko na B.E.N  “Bureau  Executif National” ka lanin’ny kongresy ho filoha nasionaly vaovaon’ny antoko ABA tamin’izany ny Jeneraly Ravelonarivo Jean. Ho Seketera Jeneraly Nasionalin’ny ABA kosa Atoa Rakotonindraina Manantsoa Jeannot. Tonga dia mandray ny toerany sy am-perinasa avy hatrany ireo mpikambana voafidy ao amin’ity B.E.N ity nanomboka tamin’io datin’ny 31 janoary 2020 io hanatanteraka mandritra ny 5 taona ny tarigetran-dry zareo  : Vahoaka – Fitiavantanindrazana – Firaisankina – Asa – Fivoarana.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT