Politique

Jean Louis Robinson Manameloka ny fampihorohoroana tamin’ny 26 jona


  • Alarobia 29 Jona 2016

Naneho hevitra momba ny fahitany iny tranga javatra teny Mahamasina omaly ny filoha nasionaln’ny antoko

 

 Avana sady Ben'ny tanàna ny kaominina Ampasikely Dokotera Jean Louis Robinson.Manameloka tanteraka ireo izay nahavita nanao iny famonoana olona iny ny antoko Avana, hoy izy ary vonona izy ireo handray anjara amin'ny fikarohana izay nahavanon-doza raha omena andraikitra. Nanambara moa ny tenany fa miara-miory amin'ireo niharam-boina ary mino fa tsy ho ankinafinafina fa tena atao mangaraharaha ny famoahana ny tena marina mahakasika iny fipoahana vanja tamin'ny alahady teo iny.

 

 Niry A

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT