Ihorombe

> Niseho lany ny hala-bato


  • Sabotsy 02 Novambra 2013

Tany lavitra Andriana ny any Ihorombe, hoy ny MCT Randriampilamanana Rostand, ka mbola misy ny zatra ny lalan-dririnina amin’ity resaka hala-bato ity.

Ohatra vitsivitsy hanamarinana izany dia ny anarana miverimberina tao anaty lisi-pifidianana niseho lany tany Ilakaka na dia niasa fatratra sy niasa mafy aza ny CENI-T. Tao ihany koa ny nahitana biletà efa vita tanambokovoko nentin’ny mpifidy avy any aminy tany sy ny fanoroan’ny delegem-pifidianana an-kitsirano izao an’ireo kandida hofidiana. Tany amin’ny toerana sasany aza dia voalaza fa efa vita mialoha ny fifidianana fa famenoana fitanana an-tsoratra fotsiny sisa nataon’ny mpikarakara tany an-toerana. Soso-kevitra arosonay, hoy ny MCT Rostand, ny hanoloana ny filohan’ny birao fandatsaham-bato any aminay mba hampangarahara ny latsa-bato.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT