Politique

Harimanana Raniriharinosy Manahy korotam-be


  • Talata 23 Janoary 2018

Zava-dehibe ho an’ny firenena an-dalam-pandrosoana toa an’i Madagasikara, hoy ny mpahay lalàna sady mpanao politika eo anivon’ny antoko Arema,

 
Harimanana Raniriharinosy, ny taom-pifidianana. Isaorana Andriamanitra fa tsy toy izay mitranga any amin’ireo tany afrikanina miaina krizy mivaivay no misy eto, hoy ny tenany, saingy mampanahy na izany aza ny zava-misy. Efa nahalala ny krizy tamin’ny 1972, 1991, 2002 ary 2009 isika. Ireo rehetra ireo dia samy tsy niravona. Ilaina maika mialoha ny hiatrehana fifidianana, hoy ny tenany, ny fifamintranam-pihavanana mialoha ny fifidianana.

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT