Hajo Andrianainarivelo

> I Fienena Richard no handrindra ny propagandiny


  • Talata 17 Septambra 2013


Nanao tatitry ny zava-bitany nandritra ny fotoana naha minisitra azy tato anatin’ny tetezamita Atoa Hajo Andrianainarivelo, omaly tao amin’ny foiben-toeran’ny Malagasy Miara-Miainga izay nanolotra azy ho kandida amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena. Noraketina am-boky mihitsy moa izany, izay nomarihina tamin’ny isan’ny andro naha minisitra azy. Fa nampahafantarina nandritra ity fotoana ity ireo ekipa hiaraka hiasa aminy akaiky amin’ny fifidianana, koa Atoa Fienena Richard, minisitra taloha niaraka taminy, no talen’ny fampielezan-kevitry ny kandida Hajo Andrianainarivelo.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT