Politique

Gerard Ramamimampionona “Minisitra miasa, manompo vahoaka no andrasana”


  • Zoma 31 Janoary 2020

Tombony ho an`ny governemanata ny fisian`ny fahasamihafana ho an`ireo mpikambana mandrafitra azy.

 

 

 Olona vonona hiasa sy hiasa haingana hanatrarana ny fampandrosoana ny minisitra ka andrasana ny asan`izy ireo, hoy i Gerard Noel Ramamimampionona, filoha lefitry ny filakevitry ny Fampihavanam-pirenena. Minisitra miasa, manompo vahoaka ao ambadiky ny governemanta. Noho izany dia andrasana izay asa sy fifampatokisana ary fihavanana. Raha ampahany no tsy mandeha dia mandringa foana ny raharaham-pirenena, hoy izy. Ny fifampitokisana no ilaina. Raha misy zavatra tian`ny fanjakana atao dia ny minisitra no  manao izay hamerenana ny fahatokisan`ny vahoaka. Zava-dehibe ihany koa ny  fandraisana tsara ny toromarika avy amin`ny filoham-pirenena, indrindra mijery ny laharaham-pahamena any amin`ny vahoaka, hoy hatrany ny fanazavana.

 

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT