Politique

Gaby Vakiniadiana Nisy nandrahona an-telefaonina


  • Talata 05 Desambra 2017

Omaly alina tamin’ny 8 ora sy 40 minitra dia nandefa fitarainana tamin’ny antso an-tariby teto amin’ny gazety Tia tanindrazana ny mpanao politika, Gaby Vakiniadiana,

 

 fa nisy olona niantso niantso azy tamin’ny findainy, ora iray mialoha io, izay nilaza fa tompon’andraikitra ambony ao amin’ny varavarana 001 ao amin’ny zandary Ankadilalana sady eny Fiadanana. Nilaza, hoy izy, io olona io, fa hisambotra ahy rahampitso talata (TTF: Anio).  03392….., hoy izy, no laharan’ilay finday niantso. Fanosoram-potaka ny zandarimaria ve sa zavatra hafa kosa no ao ambadiky ny antso, raha nisy tokoa, fa isan’ny fanontaniana mipetraka aloha dia hoe fa maninona no ao anatin’izao vanim-potoana akaiky fifidianana izao no mitranga ny toy izany?

J. Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT