Politique

« Force de changement » Hidina an-dalambe


  • Talata 08 Aogositra 2017

Omaly indray vao nipoitra tetsy amin’ny AKFM Andravoahangy ny vovonana politika,

 

 Force de changement, taorian’ny fitetezam-paritra nanaovan’izy ireo fanentanana mba hiditra ho mpikambana ao anatin’ity lazain’izy ireo fa herin’ny fiovana eto amin’ny firenena ity. Nanao fakan-kevitra sy nanentana ireo mponina hanaraka ny hetsik’izy ireo tsy hanaiky intsony ny fomba fitantanana ankehitriny moa no natao, raha ny fanazavana, ka hiainga eto Antananarivo ny baiko rehetra. Ny alakamisy izao no mikasa hametraka ny taratasy fangatahana hidina an-dalàmbe eny anivon’ny prefektioran’Antananarivo ity vovonana ity ary nilaza moa izy ireo fa mino sy manantena fa ho ekena ny fangatahiny. Mbola tsy nampahafantarina kosa ny toerana hihetsehana fa ho hita eo, hoy ny fanazavana ny fepetra ho raisina, raha sanatria misy fandavana satria tsy an’ny prefen’Antananarivo.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT