Politique

Fizahana maso teny Ambohimanarina Natolotry ny depiote TIM maimaimpoana


  • Alakamisy 01 Desambra 2016

"Ireo dokotera mitsabo sy mizaha fa Jesoa kosa manasitrana" no lohahevitra nanompanana ny hetsika Fizahana maso maimaimpoana natolotry ny Depiote TIM Rtoa Rasoanoromalala Horace

 sy ireo mpiara-miasa aminy teny amin’ny lapan’ny tanànan’ny boriborintany faha-6 teny Anosisoa Ambohimanarina omaly alarobia 30 novambra. Tonga nanome voninahitra sy mifanotrona araka ny fomba fiasan'ny TIM ny biraon’ny  Distim eny amin’ity boriborintany ity  notarihin'ny filohany  Rafiliberasoa amin’ny tsy naha teto an-toerana an-dRtoa depiote. Nitarika ireo mpitsabo nanatanteraka ny fizahana kosa ny dokotera Nina. Nahatratra 80 ireo olona tsy nanavahana antoko tonga nizaha ny fahasalaman’ny masony.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT