Politique

Fitsanganan’ny governemanta vaovao


  • Alakamisy 03 Aprily 2014

Antoky ny fampandrosoana an’i Madagasikara

 Ny fitsanganan’ny governemanta no ahafahana miroso amin’ny fampandrosoan-draharaha rehetra eto Madagasikara, hoy Atoa Rakotomamonjy Philippe, Dis TIM Boriborintany I Antananarivo Renivohitra. Io no fototry ny hiverenan’ny AGOA hahazoan’ny tanora asa indray. Matoky ny fahendren’ny filoha Hery Rajaonarimampianina izahay, hoy izy amin’ny handraisany fanapahan-kevitra haingana sy hentitra mikasika ity fanendrena praiminisitra ity.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT