Politique

Fisamborana an’i Augustin Andriamananoro Mahatsara anay, hoy ny depiote Ramaherijaonina


  • Alarobia 14 Desambra 2016

Fihantsiana na “intimidation” no azo ilazana ny fisamborana nihatra tamin’ny minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra teo aloha,

 Augustin Andriamananoro, hoy ny depioten’ny antoko Hery Vaovaon’i Madagasikara na HVM voafidy tao Tsiroanomandidy, Haja Ramaherijaonina. Mahatsara anay anefa ireny, hoy izy, satria ahafahan’ny vahoaka mitaratra ny fitondrana sady porofo rahateo fa tsy voatery hanaraka be fahatany izay fanapahan-kevitra miainga ato anatin’izao fitondrana izao izahay. Betsaka ny zavatra tsy mazava sy manjavozavo mikasika ity raharaha ity, toy ny tsy fisian’ny taratasy fampisamborana naseho fa dia hoe baiko ny anay. Eo ihany koa ny tsy fahafantarana hatramin’izao ny tena anton’ny fisamborana fa dia hoe tohin’ny raharaha Soamahamanina fotsiny hatreto no henonay.

Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT