Politique

Fikambanana Efajoro Nijery ireo niangaran’ny vintana teny Ambolokandrina


  • Talata 12 Aprily 2016

Anisan’ny asa imasoan’ny fikambanana Efajoro tarihin’ny filohany Razafimandimby Rija Ethel ny fijerena manokana ireo ankizy sahirana ara-pivelomana niangaran’ny vintana.

 

 Taorian’ireo ankizy mpatory an-dalana eny ambany Arcade sy ambany tonelin’Analakely an’arivony, dia tonga nijery ireo ankizy zanaky ny sahirana ara-pivelomana eny Ambolokandrina indray  izy sy ny ekipany ny alahady hariva teo. Ankizy an-jatony no nahazo tombontsoa tamin’izany, notolorana kafe sy dite mafana niampy mofo sy vatomamy ary bisikoitra. Tanjona tamin’izao hetsika izao, araka ny fanazavana azo, ny mba hamalifaliana ireo ankizy madinika, ankoatra ny fanohanana ara-tsakafo azy ireo indrindra amin’izao vanim-potoanan’ny hatsiaka izao. Mbola hitohy any amin’ny faritra hafa  moa ny hetsik’ireo ankizy sahirana mila tolo-tanana tahaka izany.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT