Politique

Fifidianana solombavambahoaka Vonona tanteraka ny TIM- K25


  • Zoma 22 Febroary 2019

Mifanaraka tsara ary efa vonombonona tanteraka hiatrika ny fifidianana solombavambahoaka hotanterahina amin’ny 27 mey 2019 izao ny K 25 manontolo tarihan’ny antoko TIM.

 

 Araka ny fanangonam-baovao natao dia ho fantatra mialoha ny datin’ny 26 febroary 2019 izao hanombohan’ny fametrahana an’ireo antontan-taratasy filatsahan-kofidiana amin’izany ny anaran’ireo lisitra ofisalin’ny K 25 hiatrika an’io fifidianana io fa tsy hiandrasana ny 12 martsa 2019 fiafaran’ny fametrahana filatsahana ho kandida. Fantatra fa nisy ny fifidianana « Primaire » natao teo anivon’ity K 25 ho an’ireo distrika tena nilana an’izany ary nifanekena an-tsoratra  fa hanohana an’izay kandida voafidy tamin’izany ireo tsy lany  tamin’io « Primaire » io.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT