Politique

Fifidianana filoham-pokontany Mbola nanaovana atrikasa


  • Alakamisy 22 Desambra 2016

Na dia efa lojika aza ny fanazavana nifanesisesy tamin’ireo haino aman-jery miampy ireo fanehoan-kevitry ny olom-pirenena heno tetsy sy teroa fa rariny raha fidiana amin’ny alalan’ny latsa-bato

 

mivantana ireo filoham-pokontany satria miainga avy eny ifotony ny fampandrosoana ary ny avy eny no tena mahita ny maharary azy ireo dia mbola nandaniana vola nanaovana atrikasa ihany ny fanekena na tsia izany ny talata teo. Ny praiminisitra lehiben’ny governemanta mihitsy no nitarika ny hetsika tetsy amin’ny hotely Panorama Andrainarivo. Ny zava-dehibe dia ny faneken’ny praiminisitra fa ilaina io fifidianana amin’ny fomba mivantana ny filoham-pokontany io. Mbola nilana fandaniana volam-panjakana tokoa ve ny fandinihana ny zavatra toy izany ?

Mirija 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT