Politique

FFKM Vaindohan-draharahany ny fampihavanam-pirenena


  • Talata 10 Jona 2014

Manamafy tamin’ny hafatra Pentekôsta ho an’ny Kristianina sy ny Vahoaka malagasy ireo filoham-piangonana efa-dahy mivondrona ao amin’ny FFKM fa «vaindohan-draharahany ny fampihavanam-pirenena ».

 «Izany dia mifototra amin’ny fieken-keloka, fifamelana, fahamarinana, izay lalana mitondra any amin’ny tena fihavanana», hoy ny hafatra. Ny FFKM ihany koa dia mampahatsiaro ny mpiray tanindrazana manontolo ny maha ambony ny olombelona noho ny zava-drehetra. «Avy amin’Andriamanitra ny aina ka tsy maintsy hajaina araka izany», hoy izy ireo. Ankoatra izay dia naneho ny fiombonan’alahelo amin’ny mpiray tanindrazana any amin’ny faritra samihafa eto amin’ny Nosy ny FFKM noho ireo aina marobe nafoy noho ny hetraketraky ny ratsy fanahy izay manao tsinontsinona ny aina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT