Politique

«Femmes émergences» Vonona hanampy ny Praiminisitra Kolo Roger


  • Zoma 18 Aprily 2014


 Miantso ny vehivavy mitovy aminy ny Vondrom-behivavy mpandala ny miralenta na ny «Femmes emergences» hivondronan’ireo fikambanam-behivavy tsy mitovy firehana sady tsy iray fiaviana nefa natambatry ny tanjona iombonana dia ny fanandratana an’i Madagasikara hatrany ifotony hahatonga ny fampandrosoana tena hipaka any amin’ny vahoaka. Azonay antoka, hoy izy ireo fa ny fanohanana ny fandaharan’asa nambaran’ny praiminisitra Kolo Roger nandritra ny famindram-pahefana teny Mahazoarivo no hahazoana mamerina ny zo sy ny hasin’ny vahoaka indray ary hahazoana mamerina koa ny asa ho an’ny daholobe.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT