Politique

Faritra Bongolava Miady ny solombavambahoaka roa


  • Talata 01 Jolay 2014

Miady ny solombavambahoaka roa ao amin’ny Faritra Bongolava. Noho ny fisian’ny dina roa izay samihafa nahalany azy ireo no anton’izany. “Dina Tambatra” izay tarihin’ny solombavambahoaka Ramaherijaona « Mapara »

ary ny “Dina Avotra” an’ny Solombavambahoaka Raholijaona « Andrin’i Madagasikara ». Natsangana ireo dina ireo taorian’ny “Dina Bemiray” noforonin’ny lehiben’ny Faritra Bongolava, izay efa tsy heno intsony noho ny olana ara-politika. Manahy ny haharavan’ireo  Dina ireo noho izany ny vahoaka ao an-toerana. Marihina fa ny Dina dia manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fitandroana ny fandriampahalemana raha ny any amin’ity Faritra ity manokana no resahina, indrindra fa ny any ambanivohitra. Manahy ny faharavan’ny Dina ny vahoaka antony hampirongatra ny asan-dahalo indray. Efa nisy ny fampihaonana ireto solombavambahoaka ireto raha ny nambaran’ny solontenan’ny vahoaka fa tsy nahitam-bokany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT