Politique

Fanomanana ny fihaonana an-tampony Niresaka tamin-dRatsiraka ny CNOSC


  • Alakamisy 01 Desambra 2011

Tsy te ho tara sambo ny CNOSC ary mety tonga saina fa ny fifampiresahana sy ny fihaonan’ny samy Malagasy eto an-tanindrazana no hany vahaolana hivoahana amin'izao krizy eto amin'ny firenena izao.

 Araka ny fantatra dia nandalo tao amin'ny amiraly Ratsiraka izy ireo omaly hariva, nifampidinika mikasika ny fikarakarana ity fihaonana an-tampony ity. André Rasolo, Lalao Andriamampionona, Serge Zafimahova ary i Velompanahy Aristide no niara-nizotra tao amin'ny Carlton tamin’io omaly io. Fihaonana izay naharitra ora iray teo ho eo. Araka ny fantatra ihany, dia te hitondra ny anjara birikiny amin'ny fanelanelanana ireo mpiantsehatra politika amin'ity fihaonana an-tampony eo amin'ny samy Malagasy ity izy ireo.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT