Mitsipaka marindrano ny filazana fa ny 擢ikambanan地y Ben地y tan瀟a any Anjozorobe dia naneho hevitra ny amin地y fanoloana ny praiminisitra� i Dr Andriamanantsoa Lova, Ben地y tan瀟an� Anjozorobe sady filohan地y fikambanan地y Ben地y tan瀟a amin段ny Distrika iny.
Tsy nisy fivoriana ka nandraisana an’io fanapahan-kevitra io, hoy izy. “Sady tsy nieritreritra momba ny fanoloana ny praiminisitra no tsy anjaranay ihany koa izany”, hoy hatrany i Dr Andriamanantsoa Lova.
Jean D.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.