Politique

Faneva Raholdina “Ny lalàm-pifidianana tamin’ny andron’i Dada no tena mety”


  • Zoma 22 Septambra 2017

Nivoaka tamin’ny fahanginana omaly i Faneva Raholdina, mpandalina politika mikasika ny resaka nandeha tamin’ny fahilatalavitra iray momba azy ny faran’ny herinandro teo .

 

Nilaza mantsy ilay  olona iray niady hevitra  fa mitaky ny tokony hanovana ny lalàmpanorenana ity mpandalina politika iray ity. Nanamafy anefa i Faneva Raholdina omaly  fa tdiso fijery  io olona io. Ny lalàna mifehy ny fifidianana  no nambarako, hoy izy, fa tokony hovana. Tsy manome velively ny ankamaroan’ny solombavambahoaka mantsy ka  miteraka tsy filaminana ara-politika. Rehefa misy ny tsy filaminana ara-politika dia tsy mandroso ihany koa ny toekarena ary mipoitra avy hatrany ny krizy ara-tsosialy. Ny lalàna mifehy  ny fifidianana tamin’ny andron’ny filoha Ravalomanana na ny filoha teo aloha Didier Ratsiraka no tokony hiverenana, hoy izy. Efa nanafay antsika io lalàna mifehy ny fifidianana misy ankehitriny io tamin’ny andron’ny filoha teo aloha Zafy Albert. Ankoatra izay, manohana antoko politika hitany fa miezaka mitondra ny fiainam-bahoaka mankany amin’ny tsaratsara kokoa ny tenany noho izany  tsy ho HVM mihitsy.


Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT