Politique

Fanendrena sefom-pokontany Mifanohitra amin’ny tenin’ny filoham-pirenena ny zava-misy


  • Alakamisy 24 Martsa 2016

Mifanohitra amin’ny kabarin’ny filoham-pirenena momba ny fametrahana ny fanapariaham-pahefana tena izy ny mikasika ny feo

 

mandeha momba ny  fanendrena sefom-pokontany amin’izao, hoy Raparison Eric, tompon’andraikitra eo anivon’ny sehatra iombonana ho an’ny fananantany. Ny vahoaka no tokony homena fahefana bebe kokoa  fa tsy hahena indray ny fahefana eo am-pelatanany, indrindra raha fifidianana no hatao, hoy izy. Tsy mety raha ny  fahefana mpanatanteraka toy  ny lehiben’ny distrika indray   no hanendry ny sefom-pokontany  fa farafaharatsiny ny Ben’ny tanàna izay  nofidian’ny vahoaka mivantana no tokony hanao izany. Notsindrian-dRaparison Eric fa amin’ny maha fiarahamonim-pirenena azy no nanehoany hevitra hahafahana manitsy izay tsy mety ataon’ny fitondram-panjakana.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT