Politique

Fandaniana ny tetibola 2017 Miankina amin’ny hita tamin’ity taona ity


  • Alatsinainy 21 Novambra 2016

Mbola hisy ny fifidianana ny “lalŕna fandravonana” hahafahana mitaratra na nandeha araka ny tokony ho izy na tsia ny fandaniana ny tetibolam-panjakana tamin’ity taona ity.

 Ahafahana manatsara ny fandaniana amin’ny ho avy no anton’io araka ny fanazavan’ny avy eo anivon’ilay fitsarana momba ny kaonty izay miandraikitra ny fitsirihana sy fanaraha-maso ny fandaniana ny tetibolam-panjakana. Be dia be ny lesoka hita teo aloha ka ilaina ny fiaraha-miasa mba hisian’ny fiantraikany tsara any amin’ny vahoaka ny fandaniana. Amin’ity herinandro ity moa no hijeren’ny avy eo anivon’ny antenimieram-pirenena ny fandaniana ny tetibolam-panjakana 2017. Miompana amin’ny fandoavana ny karaman’ireo mpiasam-panjakana kosa izany satria dia 47%-n’ilay 4 172 miliara ariary dia natokana ho an’izany avokoa. Tsara ny manamarika fa ny 4008 miliara ariary amin’io tetibola voalaza io dia azo avy amin’ny alalan’ny hetra, araka ny fampitam-baovao azo hatrany.

Mirija  

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT