Politique

Fanaovana politika Mitaky fahalalana ankapobeny ny firenena


  • Alakamisy 28 Jolay 2016

Anisan’ny tanjona fototra mialoha ny tena hidirana amin’ny tontolo politika raha araka ny fanazavana azo nandritry

ny valandresaka nifanaovan’ny avy eo anivon’ilay sampam-pampianarana ambony momba ny politika na ny IEP etsy Ampandrana omaly, ny fametrahana ao an-dohan’ny olom-pirenena mihitsy ny fahalalana ankapobeny momba an’i Madagasikara. Io raha ny voalaza teny an-toerana no vahaolana voalohany mialoha ny hidirana amin’ny ambiny rehetra. Izany hoy ny tompon’andraikitra no antony mahatonga ny IEP ho ivontoerana lehibe ho amin’ny fifanakalozan-kevitra aloha hatreto.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT