Politique

Fampandrosoana ny kaominina Haka ny hevitry ny mponina ny eny Andoharanofotsy


  • Alatsinainy 13 Febroary 2017

Miroso tanteraka amin’ny fanatanterahana ireo karazana fepetra voalaza ao anatin’ny fakan-kevitra ifotony hisian’ny fampandrosoana ( Structure Locale de Concertation) amin’izao fotoana izao ny kaominina Andoharanofotsy.

 

 Nanatanteraka atrikasa nandritra ny roa andro mifandraika amin’izany izy ireo ny zoma sy ny sabotsy teo ka nivoitra ny hakana ny hevitr’ireo vondron’olona any amin’ny faritra tsirairay avy mandrafitra ny kaominina hahafahana manambatra ny hetahetan’izy ireo ho ao anatin’ny drafitrasan’ny kaominina, toy ny resaka fihariana, ny fotodrafitrasa … Hanao tantsoroka amin’ny fanatanterahana izany ny WSUP ary vonona hifanohana amin’ny kaominina ny fiadidian’ny Repoblika, ny fahefana mpanatanteraha, ny mpanolotsain’ny tanàna, ny fikambanana maro samihafa, ireo mpitondra fivavahana,  ny mpandraharaha, ny mpitandro ny filaminana, ny mpanao politika, ireo mpiasam-panjakana… Ny hahafahana mampandroso ny tanàna moa no tanjona rafitra izay fantatra fa tena nahaliana be ireo olona avy any ivelany tokoa ho an’ny kaominina Andoharanofotsy, fiaraha-miasa mbola hiitatra amina tetikasa hafa.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT