Politique

Erick Rajaonary Natolotry ny depiote ho praiminisitra lefitra


  • Alatsinainy 18 Aprily 2016

Vondrona parlemantera miisa 8 amin’ny 10 ao amin’ny Antenimieram-pirenana no nanolotra ny filoha tale jeneralin’ny orinasa Guanomad sady filoha am-perinasan’ny Fivondronan’ny Mpandraharaha Malagasy (Fivmpama)

 

, Erick Rajaonary, ho praiminisitra lefitra. Ny 12 aprily 2016, roa andro taorian’ny nanendren’ny filohan’ny Repoblika an’i Solonandrasana Mahafaly Olivier ho praiminisitra io. Nijoro ny governemanta, na toerana praiminisitra lefitra tsy ao anatin’ny firafitry ny governemanta. Taratasy tsy nisy tohiny, fa natao tsindry ahazana sisa, ny nalefan’ny Vondrona parlemantera maro an’isa ao Tsimbazaza io. Ny manetsa be mbola ho avy, hoy i Erick Rajaonary tamin’ny taratasy fisaorana nalefany ho an’ireo sehatra tsy miankina, ny diplaomaty vahiny sasany, sendika, mpanao politika, solontenam-piangonana ary fikambanam-paritra nanohana azy mba ho praminisitra.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT