Edgard Razafindravahy

> Tsara fandraisana tao Mananjary


  • Alarobia 25 Septambra 2013


Ny faritra Vatovavy Fitovinany no nosafidian’ny kandida Edgard Razafindravahy nisantarana ny fampielezan-keviny omaly. Tsara ny fandraisana azy tao Mananjary. Tonga  maro teo amin’ny kianja monisipaly ny olona nihaino ny fandaharanasany. Nanotrona hatrany ity kandida ity tamin’ny dia nataony Rtoa Lanto Rakotomavo, Sekretera nasionalin’ny antoko TGV.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT