Politique

Dr Randriamiarisoa Joseph Tsy vitan’ny HVM irery ity fitantanana ity


  • Alakamisy 07 Septambra 2017

Tsy vitan’ny antoko HVM irery ny fitantanana ity firenena ity, hoy ny Dr Randriamiarisoa Joseph mpanao politika fa mila ny fifanomezan-tanan’ny mpanao politika rehetra na iza na iza eto Madagasikara toy ny TIM, Mapar, Arema, UNDD, MMM, MFM, AKFM, MFM …

Tsy vitan’ny antoko HVM irery ny fitantanana ity firenena ity, hoy ny Dr Randriamiarisoa Joseph mpanao politika fa mila ny fifanomezan-tanan’ny mpanao politika rehetra na iza na iza eto Madagasikara toy ny TIM, Mapar, Arema, UNDD, MMM, MFM, AKFM, MFM … Miantso ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ny tenako, hoy izy, mba hiantso ny rehetra tsy an-kanavaka fa izy no manana ny “légimité” afaka hampivondrona ireo hery rehetra ireo ankehitriny. Ambarako etoana fa tompon’andraikitra voalohany amin’ny tsy fandehanan-draharaha eto amin’ny firenena ankehitriny toy ny tsy fisian’ny fandriampahalemana manerana ny Nosy ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina, ny filohan’ny Antenimierandoholona, Honoré Rakotomanana ary ny filohan’ny Antenimieram-pirenena,  Jean Max Rakotomamonjy.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT