Politique

Distrikan’Atsimondrano Manantena ben’ny tanàna mampandroso


  • Zoma 20 Septambra 2019

Manantena ben’ny tanàna mampandroso azy ny distrikan’Atsimondrano, hoy ny solombavambahoaka voafidy tao an-toerana, Alain Ratsimbazafy.

 

Ilaina koa ny ben’ny tanàna mahay miara-miasa amin’izay fitondrana misy na iza na iza. Ny tanàna no jerena ary ilana fiaraha-miasa ny fampandrosoana eny ifotony. Izay fiaraha-miasa izay, hoy izy, tsy midika fironana amin’ny lafiny politika fa mba ahafahana mampandroso ny tanàna tantanana. Ho an’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano dia maro ireo kaominina miaina tsy fahandriampahalemana. Maro koa ny fotodrafitrasa hitako hoe tokony hojerena toy ny lalana. Maro ireo mbola lalan-tany. Eo amin’ny lafiny sekoly toy ny EPP dia mbola maro ireo ankizy mandia lalan-davitra vao tody any amin’izany sekoly izany. Eo amin’ny lafiny fahasalamana dia hita ny fahabangana ara-pitaovana amin’ireny CSB II ireny.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT