Politique

Dinika ho fanavotam-pirenena Hivory any am-piangonana rehefa tsy omena toerana


  • Alakamisy 28 Jolay 2016

Nanoloana ny fanontaniana nataon’ny mpanao gazety mikasika ny mety tsy hanomezan’ny fitondram-panjakana toeram-pivoriana ho an’ireo

  mivondrona ao anatin’ilay hetsika Dinika ho fanavotam-pirenena dia tsy nihambahamba ny mpitarika ny hetsika afo sendikaly raha namaly izany fa rehefa tsy omen-dry zareo ny hotely “5 étoiles” ny hetsika dia  ny firaisankinan’ny Kristianina manome toky fa dia any am-piangonana isika. Be dia be, hoy izy, ny fiangonana azo hivoriana ka ho hita eo raha hahasahy hanakatona fiangonana indray ny fitondram-panjakana. Hiverina hivory indray moa raha ny vinavinan’izy ireo ity hetsika ity amin’io herinandro ho avy io ka dia ho hita eo tokoa ny tohiny.

Mirija   

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT