Politique

Depiote Vololona sy ny Affami Ambohimanarina Manohy ny fikarakarana ny tanora Malagasy


  • Alarobia 15 Jona 2016

Raha varimbariana amin’ny resaka politika ny fanjakana eto amintsika dia tsy mitsahatra amin’ny asa soa fanaony ny depiote Raherisoa Vololona Victorine sy ny Ong Affami na


  « Andry fanarenana sy fanabeazana mirindra » tarihany. Niezaka nanome fiofanana maimaimpoana ny tanora nanodidina ny 50 isa indray ity Ong ity mba hahafahany miditra amin’ny asa hameloman-tena avy hatrany. Vita ny faran’ny herinandro teo ny fiofanana ka notolorana mari-pitozoana teny Ambohimanarina izy ireo. Ny fianarana ny teny vahiny sy “Informatique” ary ny fiofanana asa  an-trano, araka ny safidiny avy, no nanofanana azy 50 mianadahy. Andiany faha-3 tamin’ireo nomen’ny Ong Affami fiofanana izy ireo ka “Sahy” no anarana andiany nosalorany.  

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT