Politique

Depiote Randrianasolo Nicolas “Fialonana no betsaka ao anivon’ny MAPAR”


  • Alarobia 09 Aprily 2014

Tsy tamin’ny alalan’ny MAPAR no nijoroako niaraka tamin’ireo mpitarika politika nanao fanambarana teny amin’ny hotely Colbert tamin’ny herinandro lasa teo iny ka nilaza fa manohana marindrano ny filoha Hery Rajaonarimampianina, hoy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas fa tamin’ny maha filoha mpanorina ny antoko GJPM (Groupe des Jeunes Patriotes Malgaches) ahy.

 Nolazaina ho mpamadika ity solombavambahoaka voafidy tao Betroka ity taorian’iny trangan-javatra iny. Fialonana no betsaka ao anivon’ny MAPAR ao, hoy izy, ary dia nisy nanenjika mafy ny tenako hoe nanao kolikoly sy voavidy vola raha mba nihaona tamin’ny filoha Rajaonarimampianina. Nanamafy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas fa sady mpanohana tsy misy fepetra ny filoha Rajaonarimampianina voafidim-bahoaka no mbola mpikambana feno ao anivon’ny MAPAR.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT